[Avignon] filazana manjo, RANRIANASOLO Yolande Chrismonde

" Izaho no fitsanganana sy fiainana ; izay mino Ahy na dia maty aza dia ho velona indray" - Jaona 11 : 25
Ho an’ny Tompon’Andraikitra isan’ambaratonga ny FPMA

Ho an’ny vahoakan’Andriamanitra eo anivon’ny FPMA

Amin'ny alahelo lehibe nefa amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesana antsika, fa noraisin’ny Tompo omaly Talata 02 Septambra ho any Aminy ny Mpanompony

RANRIANASOLO Yolande Chrismonde (Tata Yoyo)
Diakona Fpma Avignon

Amin’ny maha iray antsika ao amin’ny Tompo sy ho fiombonantsika amin’ny fianakaviana ary mba hahantanterahintsika ny Tenin’i Kristy amin’ny fifampitondrana izay mavesatra ( Gal 6 :2)  , dia afaka mandray anjara isika  cagnotte leetchi, indro rohy eto ambany: 

https://www.leetchi.com/fr/c/repose-en-paix-tata-yoyo-1074526?utm_source=copylink&utm_medium=social_sharing&utm_campaign=pot

Miaraka miombina tanteraka amin’ny vadiny sy ny zanaka aman-jafiny ary ny fianakaviana manontolo isika .
Manonona ny Fiadanan’ny Tompo amintsika.
Ny Birao, Komity FPMA Avignon

Imprimer E-mail