[Nice] Fankalazana ny faha-30 taona

Araka ny fanasana izay efa nalefa taminareo momba ny fankalaza ny faha-30 taona niorenany ny Fitandremana FPMA Nice.
Indro halefa aminareo ny ora sy ny toerana hanaovana izany fanamarihana ny ivon’ny Fankalazana izany :
- Ny asabotsy 13 septembra 2025 - FIARAHA-MISAKAFO, Amin’ny 6 ora sy sasany hariva. Ao amin’ny Salle Ecovie, Route de la ZA de la Grave 06510 CARROS
Fisoratana anarana : https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSc1uF1hb_waQNCF2_hOEmwWzgpB7Auq7qf4hWx8UD0Y472wBQ/viewform?usp=send_form
- Ny alahady 14 septembra – FANOMPOAM-PIVAVAHANA. Fankalazana an’Andriamanitra, amin’ny 10 ora maraina ao amin’ny «Église Protestante unie de France - la Transfiguration». 4, rue Melchior de Vogüé - 06000 Nice

 

Imprimer E-mail