[Fifohazana] Alahadin'ny Fifohazana

Samedi 21 janvier 2023 :
 - 18:00 : Fotoam-pivavahana 
 - 18:45 : Vary @ anana à partager avec le Fifohazana. Repas gratuit.

Lien de diffusion : https://youtu.be/Xm1Ab_LPHrM

Dimange 22 janvier 2023 :
 - 09:00 à 10h00 : Asa sy Fampaherezana
 - 10:30 : Alahadin'ny Fifohazana

Pour financer les activités du Fifohazana, il organise une vente de barquette à 8,00 € le laoka :
- Henakisoa sy Akoho sakamalao
- Tsaramaso sy henakisoa
- Ravitoto sy henakisoa
Attention fin des réservations le vendredi 20 à 19h00. 
Paiement et livraison après le culte.

Lien de diffusion : https://youtu.be/0nzoBQtTBDI

Imprimer E-mail

[SLK] Fialaham-boly

Ny SLK eto @ FPMA Lyon dia manasa ny lehilahy rehetra eto @ fiangonana hiaraka hiala voly ny sabotsy 21/01/2023 izao ao @ « Park-event »
15-17 Chemin du Génie 69200 Vénissieux.

Ny ora fahatongavana dia @ 10 ora.
Avy eo dia ny fiaraha misakafo atoandro eto @ EPTM ary faranana @ études bibliques miaraka @ Mpitandrina Clément RAKOTO. 
Ny fandraisana anjara @ activité dia 26.00 € isandahy.

Imprimer E-mail

[FPMA] Synoda Lehibe - 11, 12 sy 13 nov

synodeLehibe2022

Faha- 05 Novambra 2022

‘ Iray ny tena, ary iray ny Fanahy, dia toy ny niantsoana anareo ho amin’ny fanantenana iray momba ny fiantsoana anareo … ’ Efe.4 :4-6

Antony :  ‘ SYNODA NASIONALY_ 2022_ Culte Alahady 13 Novambra 2022_ Ste-Tulle.

Miarahaba amin’ny Anaran’Ny Tompo ny Mpitandrina, ny Filoha, ny Komity ary ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ny Tafo FPMA FAtsAts.
Mampahafantatra antsika  fa azon’ny rehetra  atao ny manatrika ny fanoampoam-pivavahana famaranana ny Synoda izay hatao ny Alahady 13 Novambra 2022 eto Ste-Tulle.
Manentana antsika mba ho tonga hanatrika izany, ary raha hisakafo atoandro isika dia hiangaviana hameno ny rohy eto ambany (15€ isan’olona) :

https://forms.gle/jbMZxDmkedSqJEsg6

Ny daty fara-fisoratana anarana amin’ny sakafo atoandro dia ny Alarobia 09 Novambra amin’ny 12 Ora atoandro tsy diso.
Aoka samy hitondra amim-bavaka hatrany ny Synoda isika  Tafo Fpma, atao anatin’ny Vavaka Fisaorana sy Fangatahana, ary tsy mifarana izany raha tsy ny Alahady 27 Novambra 2022. 

Manonona ny Fiadanan’Ny Tompo ho antsika rehetra.

« Ny fahasoavana anie ho amin’izay rehetra tia an’i Jesoa Kristy Tompontsika amin’ny fitiavana tsy mety levona. Amena ». Efe.6 :24

Imprimer E-mail