Filazana manjo - Fianakaviana NEBIE

« Ary nahare feo avy tany an-danitra aho niteny hoe: Soraty: Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin’ny Tompo, hatramin’izao! Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin’izay nisasarany izy, fa ny asany manaraka azy » [Apok 14, 13]
 
Amin’ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana anareo fa i 
Georges NEBIE
Dia nodimandry ny alatsinainy 26/09/2022 teo amin’ny faha-74 taonany.
 
Ny vadiny : Noro NEBIE
Ny zanany : Arsène NEBIE sy Allan NEBIE 
 
Adresse : 4 Allée Jacques AUDIBERTI, Meyzieu 69330 - Se garer dans la rue Louis Aragon.
Téléphone : 06 31 32 21 91
 
Fandaminana :
Hitarika fotoampivavahana any an-tranony i Pasteur Clément RAKOTO ny talata 27 septambra 2022 manomboka amin’ny 19h30.
Asaina ny fiangonana manontolo.
 
Famangian'ny FPMA Lyon :
Ny talata 27 septambra aorian'ny fotoampivavahana.
Samia mitondra zavatra hifampizarana, mamy, masira ary zava-pisotro.
 
Fiandrasana alakamisy 29 septambra @ 19h30 : 
Araky ny fangatahin'ny fianavaviana dia hisy fiarahana ihany koa aty antokantranony ny alakamisy 29 septambra ariva.
Ho toa ny t@ talata, samia mitondra zavatra hifampizarana, mamy, masira ary zava-pisotro.
 
Fotoampivavahana fanomezam-bonihatra  an'Andriamanitra :
Hotanterahina ny zoma 30 septambre amin'ny 14h30 eny amin'ny Pompe funèbre,10 avenue du Crottay, 69330 Meyzieu.
Ary ny fandevenana dia eo ampitan'io toerana Io ihany : cimetière des Tâches.
Vita fandevenana dia any an-tranon'ny fianakaviana no fotoana, ho an'ny rehetra. Toa ny mahazatra, samy mitondra zavatra hifampizarana, mamy, masira ary zava-pisotro.
 
Fanampiana sy famangiana :
Ho fanampiana ny fianakaviana dia misy cagnotte hahafahan'ny tsirairay mandray anjara.

Imprimer E-mail