Filazana manjo - fianakaviana RANDRIANAIVO DAVID



Ci-dessous, le RIB si vous préférez faire un virement – Notez « COVID 19 SOS Madagascar ». Vos prières et vos dons pour les pauvres de Madagascar sont pour le Seigneur.
"Je vous le dis en vérité, toutes les fois que vous avez fait ces choses à l’un de ces plus petits de mes frères, c’est à moi que vous les avez faites." Matthieu 25:40
Au nom du Bureau Régional et de la région FATSATS,
Rafidinarivo, Fidy - Président FPMA SUD EST

Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo havana sy tapaka ary namana rehetra fa ny hava-malalanay :
Professeur RAMONJA Jean-Marie
dia nodimandry ny Alakamisy 16 jolay 2020 tany Fianarantsoa - Faritra Matsiatra Ambony.
Ny fanafenana ao amin'ny fansandrazany dia natao ny Asabotsy 18 jolay 2020, tany Amboakitsy Fanjakana ISANDRA.
Hoy :
Ny vadiny : RAMONJA Clarisse
Ny zanany : RAMONJA Fenohery mivady sy ny zanany
RAMONJA Rivohery
Ny iraitampo aminy
Ny iraitampo amin'ny vadiny
Ny fianakaviana manontolo
Ny fokontany Amboaloboka - Fianarantsoa
Ny Fiangonana Amboakitsy Fanjakana - ISANDRA
" Efa niady ny ady tsara aho : nahatanteraka ny fihazakazahana aho ; nitahiry ny finoana aho "
2 Timoty 4 : 7
Ny famangiana dia ho tanterahina ao @ EPTM ny alahady 2 aogositra.
"Fa Kristy no anton'ny ahavelomako, ary ny fahafatesana no hahazoako tombony." (Filipiana 1 : 21)
Ry Havana,
Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty sy ny fiainana mandrakizay no ampandrenesanay anareo ny niantsoan’Andriamanitra ny Mpanompony
RAZAFITSOMA Antoine Christophe
MPIANDRY
Mpandray ny Fanasan’ny Tompo, Filoha Mpanampy Sampana Fifohazana, Mpampianatra Sekoly Alahady, Mpampianatra Sekoly Alahadin’ny Olon-dehibe, Mpikambana ao amin'ny Antoko Mpihira Akon’ny Fiderana eto amin'ny Tafo Nice. Animateur (teo aloha) : Sampana Sekoly Alahady nasiônaly.
Ny razana dia hampodiana sy halevina any Madagasikara.
Holazaina ao aoriana ny fandaminana rehetra.
Lien "cagnotte" : https://www.leetchi.com/c/soutien-a-la-famille-razafitsoma
Maniry ny fitondranareo ny fianakaviana sy ny Fiangonana amim-bavaka.
Amin’ny anaran’ny fianakaviana sy ny FPMA Nice,
RAJARISOA Faralalao, Mpitandrina
RAKOTOMALALA Bakoly, Filoha