[Filazana manjo] fianakaviana RAVELOJAONA Sahondra

Ho an'ny Mpitandrina, ny birao sy ny komity ary ny vahoakan' Andriamanitra eto amin'ny Fitandremana Lyon.
Ry havamalala ao amin'ny Tompo,

Amin' alahelo lehibe no ampandrenesana anareo fa nodimandry tamin'ny alatsinainy 16 mars 2026 teo,  tany Madagasikara ny zandriko :
RAELISON Nirina

Ny fandevenana dia efa vita tamin'ny alarobia 18 mars.
Mirary soa mandrakariva anareo tompoko ho tahian'ny Tompo.
Ravelojaona Sahondra sy ny zanaka aman- jafiny.

Imprimer E-mail

[Herinandro Masina] Programme Semaine Sainte 2026

Programme

DatesMitarika fotoana / MitoritenyHoraires
Lundi 30 mars 2026 TIly & Fifohazana A 20h00 à l'EPTM
Mardi 31 mars 2026 Harmonia & SVK A 20h00 à l'EPTM
Mercredi 1 avril 2026 Sekoly Alahady & STK A 20h00 à l'EPTM
Jeudi 2 avril 2026 - Fandraisana Mpitandrina RAKOTO Clément A 20h00 à l'EPTM
Vendredi 3 avril 2026 FFL & SLK A 20h30 à l'EPTM
Dimanche 5 avril 2026 - Fandraisana Mpitandrina RAKOTO Clément A 15h30 à l'EPTM

Mardi, Harmonia & SVK

Vendredi, FFL & SLK

Imprimer E-mail