Teny nofinidin’ny fianakaviana Amin’ny alahelo ary koa amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ao amin’ny Kristy Jesoa no ampandrenesana anareo fa RAKOTONANAHARY JEAN PAUL Loholona Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny sabotsy 9 mey Rehefa nivahiny 84 taona tety an-tany.
Ray niteraka an’Atoa RAKOTONANAHARY Tantely sy Landy mianakavy Iray tampo amin’i - Pasteur Jules sy Miriama RAKOTONANANAHARY, raiben’ireo zanaka aman-jafiny. - Rtoa RANAIVOARIMANANA Bernadette, raiben’ireo zanaka aman-jafiny.
Les cultes continueront en ligne jusqu'à nouvel ordre, durant le confinemant. Toutes les infos concernant l'église sont disponibles au fur et à mesure sur le site : les cultes, les activités à distance des sampana, etc...
Ho an'ny Mpitandrina Clément RAKOTO Ho an' Andriamatoa Alexandre DEBION Ho an'ny tafo FPMA Lyon
Ry havana mpiara-manompo,
Izahay fianakavian'Itompokolahy RAMAMONJISOA André dia manolotra ny fisaorana sy fankasitrahana feno anareo, niara-niombom-po, nitrotro ambavaka, nampahery tamin'ny alalan'ny teny feno fitiavana, feno fahatsaram-panahy, ary feno fampanantenana, noho ny fahalasanan'ny rainay.
Tsy ambava fotsiny fa dia nohamarininareo amin'ny fomba maro samihafa ilay fitenenana hoe "Efa iray ihany isika ao amin'i Kristy Jesosy", izay tena tsapanay tokoa tamin'izao fotoana maloka izao.
Tsy ho voavalinay izao ataonareo izao fa dia ny Tompo manankarem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo ary koa homba sy hitahy ny tokantranonareo.
Misaotra Tompoko.
Heriharijaona RANAIVOSON
Fiangonana Lyon
Cultes en ligne
Les cultes continueront en ligne jusqu'à nouvel ordre, durant le confinemant. Toutes les infos concernant l'église sont disponibles au fur et à mesure sur le site : les cultes, les activités à distance des sampana, etc...
Le SVK LYON fait don de masques en tissu aux paroissiens du FPMA LYON.
Les quantités sont très limitées.
Merci de vous rapprocher de Ny Aina pour les récupérer (tél. 06 61 55 00 60)
Fifohazana
Mitohy ny fiarahana mandinika ny tenin'ny Soratra Masina miaraka @ sampana fifohazana sy ny Mpitandrina isaky ny zoma. Ho itanao miandalana @ site-n'ny fiangonana ny numéro confcall @ izany.
«Que votre lumière luise ainsi devant les hommes, afin qu’ils voient vos bonnes œuvres, et qu’ils glorifient votre Père qui est dans les cieux.» Matthieu 5:16
L’AMF national a réalisé une première « vidéo confinement » pour les 30 ans de ChœurUni afin de louer ensemble le Seigneur malgré la situation et de continuer sa mission autrement. Des choristes de toute la France ont participé.
Il s’agit d’un chant qui était prévu dans le répertoire de ChoeurUni 2020 « Asandrato re ny feo » écrit par Ramarlina Fanja, chef de chœur de l’AMF Vincennes.
FPMA FATSATS
FPMA Nice
Manasa anareo izahay hiara-hiombona aminay amin’ny rojom-bavaka izay hatao isanandro, ho an’ny raiamandreny Mpitandrina Randriamanantsoa Zozo, izay marary mafy eny amin’ny hopitaly. Plus d'infos disponible sur ce post.
Fiangonana Lyon
Cultes en ligne
Les cultes continueront en ligne jusqu'à nouvel ordre, durant le confinemant. Toutes les infos concernant l'église sont disponibles au fur et à mesure sur le site : les cultes, les activités à distance des sampana, etc...
Prochaine réunion mensuelle : samedi 9 mai 2020 à 16h30.
STK
RDV le 9 mai pour le Samedi des Confinés avec toute la région !
On espère que chacun continue de profiter de ce confinement pour se rapprocher de Christ comme jamais auparavant. Mais une fois que l'on sera déconfiné, que se passera-t-il ? On dédiera moins de temps à notre Seigneur ? On sera pris dans notre train de vie habituel ?
Pour éviter cela, rejoins toute la région pour vivre les moments de partage, d'ateliers tournants et de témoignage sur le thème : Déconfiné sans régresser en Christ.
En visioconférence sur Zoom, nous serons aussi ravis d'accueillir les jeunes de nos régions-soeurs. Plus d'infos à venir sur la page facebook de la STK FPMA Fatsats, restez connectés !
Fifohazana
Mitohy ny fiarahana mandinika ny tenin'ny Soratra Masina miaraka @ sampana fifohazana sy ny Mpitandrina isaky ny zoma. Ho itanao miandalana @ site-n'ny fiangonana ny numéro confcall @ izany.
Mampahery sy mitondra am-bavaka ny fianakaviana isika manoloana izao fotoana fisedrana ho azy izao.
Ny andinindininy dia mbola hampitaina amin’ny manaraka.
Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II B 70 Ter ARJ Amboditsiry ny Asabotsy 25 Aprily 2020 amin’ny 07 ora maraina ary ho entina any Ambanitanana Fandriana. Mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasandrazana ao Ambanitanana ihany ny 26 aprily dia hisy ny fotoampivavahana izay fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra amin’ny 1 ora sy sasany.
Les cultes continueront en ligne jusqu'à nouvel ordre, durant le confinemant. Toutes les infos concernant l'église sont disponibles au fur et à mesure sur le site : les cultes, les activités à distance des sampana, etc...
Tanteraka soaman-tsara ny 02 Aprily lasa teo ny incinération ny mpiray tampo aminay Ramatoa RAVAOMANANA
Céline. Fisaorana no atolotray anareo rehetra izay nitondra am-bavaka sy nampahaery ary nampionona anay tamin' ireny fotoana ireny. Ny Tompo Jesoa ilay efa naharesy ny fahafatesana ho amintsika rehetra.
Ny famangiana dia ho tanterahina aorian'ny confinement.
Ny fianakaviana RAZAKARIVONY
Filazana manjo - fianakaviana Raminosoa
"Fa raha izaho kosa, dia ny famindramponao no itokiako ; Ho faly amin'ny famonjenao ny foko. Hihira ho an'i Jehovah aho, satria nanisy soa ahy Izy." Salamo 13; 5-6
Ry havana, Noho ny fihavanana sy ny maha mpiray tampo antsika ao amin'i Jesoa Kristy, dia mampandre anareo ny nahalasanan'ny zandry malalanay ,Rémi Rasamoelison ( anadahin'i Clarisse) tany Madagasikara, ny alatsinainy 13 aprily 2020 lasa teo. Ny fianakaviana Clarisse sy Victor Raminosoa
Ny famangiana ny fianakaviana dia ho tanterahina aorian'ny confinement
Sampana