[Filazana manjo] fianakaviana RAVELOJAONA Sahondra
Ho an'ny Mpitandrina, ny birao sy ny komity ary ny vahoakan' Andriamanitra eto amin'ny Fitandremana Lyon.
Ry havamalala ao amin'ny Tompo,
Amin' alahelo lehibe no ampandrenesana anareo fa nodimandry tamin'ny alatsinainy 16 mars 2026 teo, tany Madagasikara ny zandriko :
RAELISON Nirina
Ny fandevenana dia efa vita tamin'ny alarobia 18 mars.
Mirary soa mandrakariva anareo tompoko ho tahian'ny Tompo.
Ravelojaona Sahondra sy ny zanaka aman- jafiny.



