[SVK] Ldf et alahadin'ny sampana
Ny 15 février no Alahadin'ny SVK ary anaovana LDF koa.
Hisy fivarotana Barquettes :
- Laoka: ravitoto sy henakisoa, Tripes sy henakisoa, Tongotra kisoa sy tsaramaso 8 euros
- Pain bagnat 8 euros
- Tsaky salé 5 euros
Vente en ligne : https://www.helloasso.com/associations/lyon-soa/boutiques/ldf-2026-svk-fpma-lyon