Famolavolana ny Budget 2024

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo, 
 
Ireto ny rohy vaovao ahafahantsika miditra amin'ny fanomanana ny budget 2024 miaraka amin'ny vaomiera vola izay ho arosontsika amin'ny Fivoriamben'ny Mpandray ny 25/02 ho avy izao :

    1) Appel mobile en un clic: +33159423394
    2) Rejoignez le mode en ligne pour la vidéo et le partage d'écran: https://join.freeconferencecall.com/mboara

 
@ireto daty roa ireto : 
1- Ny 29/01/2024 de 20H00 à 21h30 : Budget 2024 Lyon Soa sy ny sampana
2- Ny 05/02/2024 08/02/2024 de 20h00 20h30 à 21H00 : Budget 2024 Tafo Lyon
 
 
Marihana fa ireo mpitam-bolan'ny Sampana rehetra dia mila manatrika ireo fivoriana ireo.
Ireto ambany ireto ny  'Planning' nalefa tamintsika mikasika ny fikarakarana ny budget 2024. 
Mankasitraka antsika sahady @ fahatongavana, ary aoka isika samy hitrotro am-bavaka izany asa izany mba ho tontosa an-tsakany sy an-davany.
budget2024 1
budget2024 2

Imprimer E-mail