[SLK] Fialaham-boly

Ny SLK eto @ FPMA Lyon dia manasa ny lehilahy rehetra eto @ fiangonana hiaraka hiala voly ny sabotsy 21/01/2023 izao ao @ « Park-event »
15-17 Chemin du Génie 69200 Vénissieux.

Ny ora fahatongavana dia @ 10 ora.
Avy eo dia ny fiaraha misakafo atoandro eto @ EPTM ary faranana @ études bibliques miaraka @ Mpitandrina Clément RAKOTO. 
Ny fandraisana anjara @ activité dia 26.00 € isandahy.

Imprimer