FPMA Tafo Nice - Rojom-bavaka Pst Zozo Randriamanantsoa

Ry havana,

Manasa anareo izahay hiara-hiombona aminay amin’ny rojom-bavaka izay hatao isanandro, ho an’ny raiamandreny Mpitandrina Randriamanantsoa Zozo, izay marary mafy eny amin’ny hopitaly.

Toy izao ny fandaminana:
20h00 : Alatsinainy – Alakamisy – Zomà - Asabotsy
21h00 : Talata sy Alarobia
Laharana : 01.80.14.00.57 – Code 570457 #


Ho aminareo ny Fiadanan’ny Tompo.
Amin’ny anaran’ny Komitin’ny Tafo Nice,
Ny Mpitandrina Mpisolo toerana, Pasteure Rajarisoa Fara
Ny Filoha, Rakotomalala Bakoly

Imprimer E-mail